Logo

WeBible

8. Ary indro fa ao aminao koa Simey, z...

1 Kings

Chapter 2 : Verse 8

8 / 46

Ary indro fa ao aminao koa Simey, zanak’ i Gera, Benjamita avy any Bahorima loza loatra ny nanozonany ahy tamin’ ny andro nankanesako tany Mahanaima, nefa izy mba nidina hitsena ahy tao Jordana ihany, ary Jehovah no manianako taminy hoe: Tsy hovonoiko amin’ ny sabatra ianao.

1 Kings 2:8